|
|
|
|

Entry (1/2)1  lehilava
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10#L262]
Explanations in French  5  manière de jouer au fanorona [1.3#397]
Elementary words  6  lehy, lava

Entry (2/2)7  Lehilava
Part of speech  8  name (toponym)
Vocabulary  9  Geography: towns
Examples  10  Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na lehilava, zato iray. [2.588#16]
Elementary words  11  lehy
Tables and plates  12  Full list

Anagrams  13  Lehilava, lehilava, Lehilava, lehilava

Updated on 2023/06/04