Entry | laviana | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] | ||||||
Vocabulary | Meteorology | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Anagrams | avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Updated on 2020/07/31 |