|
|
|
|

Entry1  latsaka babay, tonga babay
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
Explanations in French  5  Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3]
Other spellings  6  latsaka
Elementary words  7  latsaka, tonga, babay

Updated on 2023/09/21