|
|
|
|

Entry1  lakroa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1]
Examples  5  Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony; [2.588#]
Titles 

Updated on 2023/10/07