Entry | 1 kotsovato |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: fishes |
Explanations in Malagasy | 4 Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [Sakalava] [1.1] |
Elementary words | 5 kotso, vato |
Anagrams | 6 kotsovato, tovotsako |
Updated on 2023/02/21 |