|
|
|
|

Entry1  konfesy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1]
Explanations in English  5  Confession to a priest [1.7]
Explanations in French  6  Confession [1.3]
7  Confesse, la confesse [1.8]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Nouns :
11  Adjectives :

Updated on 2020/07/31