|
|
|
|

Entry1  komonisma
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany [1.1]

Updated on 2020/07/31