|
|
|
|

Entry1  kohaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Health
4  Sound
Explanations in Malagasy  5  Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1]
Explanations in English  6  a cough [1.7]
Explanations in French  7  toux [1.54, 1.8]
Examples  8  Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. [2.424#]
9  Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#]
10  Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/07/02