|
|
|
|

Entry1  kilaometatra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Space
Explanations in Malagasy  4  Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: [1.1]
5  a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo [1.1]
6  b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1]

Updated on 2020/07/31