Entry | 1 kamory (vory) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 4 Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1]5 velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13] |
Explanations in English | 6 a pond or reservoir [1.7] |
Explanations in French | 7 étang [1.3, 1.13]8 bassin, réservoir [1.3, 1.8]9 petit lac. [Tankarana] [1.19] |
Examples |
10 Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470] 11 Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472] |
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: kamory ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/02/03 |