|
|
|
|

Entry1  kalisy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika) [1.1]
5  Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta) [1.1]

Anagrams  6  kalisy, kilasy, kisaly, lakisy

Updated on 2020/07/31