Entry (1/2) | 1 ira |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]4 landy, voafoly, voatsody [1.13] |
Explanations in French | 5 écheveau [1.13] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 irà |
Part of speech | 11 noun |
Vocabulary |
12 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy | 13 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]14 toerana avo iavian'ny rano [1.13] |
Explanations in French | 15 amont [1.13] |
Synonyms | 16 erà |
Compound words |
|
Anagrams | 18 ira, irà, ria, ira, irà, ria |
Updated on 2020/07/31 |