Entry 1/4 |
horita
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1]
|
Explanations in French | [ orita ] Bourgeois [1.13]
|
|
Entry 2/4 |
horita
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1]
|
Explanations in French | [ orita ] Pieuvre [1.13]
|
Vocabulary |
|
Entry 3/4 |
horita
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ».
[1.196]
|
Scientific name | Musa paradisiaca |
Vocabulary |
|
Entry 4/4 |
Horita
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy.
Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato".
Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny.
Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany
dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38]
|
Explanations in English | Horites [2.996]
|
Explanations in French | Horites [2.996]
|
Examples | ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra.
[2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|