Entry (1/2) | 1 hetaheta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany 4 Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1] |
Explanations in English | 5 thirst [1.7] |
Explanations in French | 6 soif [1.8] |
Examples |
7 Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word hetaheta |
Entry (2/2) | 14 hetaheta |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Emotions |
Explanations in English | 17 strong desire [1.7] |
Explanations in French | 18 désir ardent [1.8] |
Examples |
19 Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena. [2.356#] |
Updated on 2023/09/29 |