Entry | 1 henamaso |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao 5 Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1] |
Explanations in English | 6 respect of persons, awe, respect. [1.2]7 respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7] |
Explanations in French | 8 crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8] |
Examples |
9 Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#] |
Elementary words | 10 henatra, maso |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word henamaso |
Anagrams | 13 henamaso, manoseha |
Updated on 2024/08/15 |