|
|
|
|

Entry (1/2)1  hasoavana (soa)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra [1.1]
4  Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
Explanations in English  5  Goodness; favorable circumstances [1.7]
Explanations in French  6  Bonté; circonstances favorables [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)8  hasoavana (soa)
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  11  Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
Explanations in French  12  hasoavanjaza [1.13]

Anagrams  13  hasoavana, voasahana

Updated on 2020/07/31