Entry 1/3 |
hariva
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1]
|
Explanations in English | The evening [1.2]
|
| The afternoon, the evening [1.7]
|
Explanations in French | L'après midi, le soir [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
hariva
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Folaka: Hariva ny andro Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1]
|
|
Entry 3/3 |
hariva
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1]
|
|