|
|
|
|

Entry1  hadilanana (dilana)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [Tanala] [1.78]5  toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1]
Explanations in English  6  A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [1.2]
Explanations in French  7  défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3]8  col [1.5]
Synonyms  9  ankadilanana
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word hadilanana

Updated on 2023/01/20