Entry |
governora
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
|
Explanations in English | [ goverinora ] A governor of a town or province [1.2]
|
| [ goverinora ] A governor [1.7]
|
Explanations in French | Gouverneur [1.3]
|
| [ goverinora ] Gouverneur [1.8]
|
Examples |
1 | Tera-menan' ny hatezeran' ny Governora.
[2.270]
|
2 | Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy.
[2.472]
|
3 | Nony efa nifanantoka dia niteny ny Governora.
[2.366]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: gouverneur.
|
Proverbs |
Article |
|