Entry | 1 fivalozana (valo) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana 5 Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1] |
Explanations in English | 6 a change of sentiment; regret, repentance [1.7] |
Explanations in French | 7 repentir, pénitence [1.3#176, 1.8]8 Action de demander pardon [1.3#176] |
Examples |
9 Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857#176] |
Updated on 2023/02/27 |