|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsimbadihana (tsimbadika)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny [1.1]
4  Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy [1.1]
5  Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1]

Entry (2/2)6  fitsimbadihana
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Mathematics: geometry
Explanations in French  9  Transposition [1.13]

Updated on 2023/01/05