Entry | 1 fitafiana (tafy) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
4 Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena. [1.1] 5 Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1] |
Explanations in English |
6 clothing [1.7] |
Explanations in French |
7 vêtements [1.8] |
Examples |
8 Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#] 9 toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fitafiana |
Article |
12 Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |