Entry | 1 fisainana (saina) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Philosophy |
Explanations in Malagasy |
4 Fieritreretana: Trano fisainana [1.1] 5 Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1] |
Explanations in English |
6 Thinking, reflection [1.7] |
Explanations in French |
7 La pensée, réflexion [1.8] |
Examples |
8 Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68] 9 Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#] 10 I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140] |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fisainana |
Anagrams | 15 anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana |
Updated on 2023/09/10 |