|
|
|
|

Entry1  firenena (reny)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Explanations in English  5  a nation [1.2, 1.7]
6  a clan, a race, a tribe [1.2]
7  a people [1.7]
Explanations in French  8  nation [1.3, 1.8]
9  tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
10  peuple [1.8]
Examples  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Compound words 
Titles 
Proverbs  23  Proverbs containing the word firenena
Article  24  Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/11