|
|
|
|

Entry1  fiolonolonana (olonolona)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1]
5  Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13]
Explanations in French  6  Individualisme [1.13]

Updated on 2023/01/05