|
|
|
|

Entry1  fibebahana (bebaka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao! 5  Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
Explanations in English  6  repentance, contrition [1.2, 1.7]7  confession [1.2]
Explanations in French  8  L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]9  repentir, regret [1.8]
Examples  10  Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
11  Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Article  12  Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/04/09