Entry | fianahana (anaka) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [1.1] | ||
Explanations in English | Parent(s) with child(ren); [1.7] | ||
Explanations in French | Parents avec son (leurs) enfant(s); [1.8] | ||
Vocabulary | Relationships: family | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | anafihana, fanahiana, fanaihana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, ifahanana |
Updated on 2023/10/29 |