Entry | ferinaina | |||
Elementary words | fery ; aina | |||
Part of speech | locution | |||
Explanations in Malagasy | Fijaliana mafy [1.1] | |||
[ ferin' aina ] Fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [1.1] | ||||
Explanations in English | [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [1.2] | |||
Explanations in French | [ ferin' aina ] Souffrance, affliction [1.3, 1.5] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Derivatives |
| |||
| ||||
Other spellings | ferin' aina ~ ferin-aina | |||
Updated on 2023/06/21 |