|
|
|
|

Entry1  fangitakitahana (hitakitaka)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fitepotepoana mafy, fientanam-po [1.1]
Explanations in French  5  La palpitation, l'émotion [1.3#252]
Examples  6  Miteraka fahabangana sy fangitakitahana anaty eo amin'ny olona izany toe-javatra izany. [2.606#]

Updated on 2023/01/08