Entry | fangeja (geja) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [1.1] | |
Fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [1.13] | ||
Explanations in French | Garrot [1.13] | |
Synonyms | figejana | |
Entry | fangeja | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [1.13] | |
Explanations in French | Mandrin [1.13] | |
Vocabulary | Technology | |
Updated on 2023/01/05 |