|
|
|
|

Entry1  fandavana (la)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy 5  Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e 6  Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy 7  Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana [1.1]8  Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e! [1.10]
Explanations in English  9  refusal, disapproval, denial [1.7]
Explanations in French  10  le refus, le renoncement, le reniement [1.3]11  refus, renoncement, reniement [1.5]
Examples  12  fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony. [2.5]
Compound words 

Updated on 2023/01/20