|
|
|
|

Entry1  fameriny (verina)
Part of speech  2  noun famerina and pronoun
Vocabulary  3  Economy: trade
Explanations in Malagasy  4  Ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny [1.1]
Examples  5  Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324#]

Updated on 2023/12/01