|
|
|
|

Entry1  famankonana (vankona)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Technology
Explanations in Malagasy  4  Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [1.1]
Explanations in French  5  corroyage [1.13]
Examples  6  Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [2.366#185]
7  Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356#123]
Compound words 

Updated on 2023/08/11