|
|
|
|

Entry1  fahatezerana (tezitra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao 5  Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana 6  Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Explanations in English  7  anger [1.7]
Explanations in French  8  la colère [1.3]9  colère [1.8]
Examples  10  fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472]
11  dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Synonyms  14  hatezerana
Proverbs  15  Proverbs containing the word fahatezerana
Article  16  Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/01/20