Entry | 1 fahatahorana (tahotra) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1] |
Explanations in English | 5 fear; a fearful attitude [1.7] |
Explanations in French | 6 crainte, frayeur [1.8] |
Examples |
7 ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona. [2.588#] 8 ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#] 9 Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#] |
Synonyms | 10 hatahorana |
Article |
11 Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |