|
|
|
|

Entry1  fahalainana (laina)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana [1.1]
Explanations in English  5  unwillingness, laziness [1.7]
Explanations in French  6  paresse, indifférence [1.8]
Examples  7  Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470#]
8  fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#]
Synonyms  9  halainana
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fahalainana

Anagrams  12  fahalainana, fahalaniana, fahalianana

Updated on 2023/10/29