|
|
|
|

Entry1  fahagola
Part of speech  2  adjective or adverb
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola [1.1]5  taloha, fahiny [1.13]
Explanations in English  6  anciently, in former times. 7  ancient, very ancient [1.2#146]8  in olden times [1.7]
Explanations in French  9  anciennement [1.8]10  archaïque [1.13]
Examples  11  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508]
12  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
13  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Morphology 
14  Simple :
Synonyms  15  fahagolantany
Analogs  16  fahiny
Elementary words  17  faha, gola
Compound words 
Article  19  Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/17