|
|
|
|

Entry1  evanjelista
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1#190]
Explanations in French  5  évangéliste [1.3#133]
Examples  6  Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649#]
7  Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#]
8  Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#]

Updated on 2022/05/01