|
|
|
|

Entry (1/2)1  dridra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1]
Explanations in English  4  an ulcerous disease [1.2]
Explanations in French  5  ulcère [1.54]
Vocabulary  6  Health
Derivatives 
7  Adjectives :

Entry (2/2)8  dridra
Part of speech  9  noun
Explanations in English  10  the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2]
Explanations in French  11  (dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [Merina] [1.196]
Vocabulary  12  Botany: medicinal plants

Updated on 2024/10/14