Examples |
1 | Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa.
[2.113]
|
2 | Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena.
[4.27]
|
|