|
|
|
|

Entry (1/2)1  doboka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Sound
Explanations in Malagasy  4  Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka 5  Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Explanations in English  6  a thumping sound, as of a drum [1.7]
Explanations in French  7  son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]8  son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Examples  9  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  doboka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :

Anagrams  24  doboka, kadobo

Updated on 2023/02/07