|
|
|
|

Entry1  disely
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1]
Explanations in English  5  Epsom salts [Fr. du sel] [1.2]

Updated on 2020/07/31