Entry | dinta | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1] | ||
Explanations in English | A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2] | ||
A leech [1.7] | |||
Explanations in French | Sangsue [1.8] | ||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | ||
Compound words |
| ||
Toponyms |
| ||
Analogs | dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano | ||
Proverbs | Proverbs containing the word dinta | ||
Updated on 2023/08/11 |