|
|
|
|

Entry1  diakra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1]

Anagrams  5  diakra, draika, driaka, kidara

Updated on 2020/07/31