|
|
|
|

Entry1  demony
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  4  Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin' Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin' ny ratsy mba hamarina azy any amin' ny afobe miaraka aminy [1.1]
5  Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin' ny ratsy [1.1]
Explanations in French  6  Démon, diable [1.3]
7  Fig. mauvais sujet [1.3]

Updated on 2020/07/31