|
|
|
|

Entry1  demôkrasia
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  fahefan' ny vahoaka [1.62#227]
5  fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62#227]
Explanations in English  6  democracy [3.1]
Explanations in French  7  démocratie [3.1]
Examples  8  Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
9  Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]

Updated on 2020/07/31