|
|
|
|

Entry1  baomba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  jereo bomba [0]
Examples  5  Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#]
6  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472]
7  Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62]
Other spellings  8  baombo, bomba

Updated on 2021/10/16