Entry |
balaonina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aeroplanina ny balaonina [1.1]
|
Explanations in French | Ballon, dirigeable [3.1]
|
Vocabulary |
Origin | French: ballon (un), dirigeable (un).
|
|
Entry |
balaonina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy telo[1.1]
|
Vocabulary |
Origin | French: ballon.
|
|