|
|
|
|

Entry1  avrily
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Explanations in English  5  April [3.1]
Explanations in French  6  avril [3.1]
Synonyms  7  aprily
Hyperonym 
Tables and plates  8  Measure of Time

Updated on 2024/08/17