|
|
|
|

Entry1  avonavona (avona)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  avona [1.1]
Explanations in English  5  pride, haughtiness [1.7]
Explanations in French  6  [duplicatif] [1.3#68]7  orgueil, hauteur [1.8]
Examples  8  Tsy be avonavona fa azo itokiana. [1.437#]
9  Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298]
10  Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#]
11  tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Names :
Compound words 
Titles 
Proverbs  16  Proverbs containing the word avonavona

Updated on 2023/08/11